|
|
|
|

Entrée1  kaporaly
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina
Explications en anglais  5  [1.7] a corporal
Explications en français  6  [1.8] caporal
Vocabulaire  7  Militaire

Mis à jour le 2025/08/10