Entrée karatry > haratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
Explications en anglais The act of shaving [1.7]
Explications en français Action de se raser [1.8]
Exemples 
1Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424]
2Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Dérivés 
 
Toponymes 

Entrée karatry > haratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
  [Sihanaka] Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
Explications en anglais The purlins in the roof of a house. [1.2]
 A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
Explications en français Les pannes des toits [1.8]
Mots composés 
Analogues  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Entrée karatry > haratra
Partie du discours nom
Explications en anglais  aratra [1.7]
Explications en français  aratra [1.8]

Entrée karatry > haratry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fanalana volombava [1.78]
Explications en français  [Taisaka] [1.82]
Dérivés 

Anagrammes 

Entrée karatry > karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explications en anglais A card, a ticket [1.7]
Explications en français Carte d'entrée, billet [1.8]
Synonymes bie
Mots composés 

Entrée karatry > karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [1.1]
Mots composés 
Origine Français: carte.
Analogues  karamanga

Entrée karatry > karatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes karatra filalaovana
Mots composés 
Analogues  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Anagrammes