|
|
|
|

Entrée 1  karnina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1]
Explications en français  4 carbone [1.13]
Vocabulaire  5  Chimie
Analogues  6  c
Combinaisons  7  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/04