| Entrée | 1 kasikasy |
| Radical | 2kasy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io.
[1.1] 5Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana. [2.285] |
| Explications en anglais |
6vain, showy.
[1.7] |
| Explications en français |
7orgueilleux.
[1.8] |
| Exemples |
8 Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
[2.324#]
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 17kasy |
| Anagrammes | 18 kasikasy, 19 kisakisa |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|