Entrée | katesizy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | (Fivavahana katolika) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Français: catéchisme. | |
Autres orthographes | katekisma | |
Mis à jour le 2020/07/31 |