| Entrée | 1 kehankehana |
| Radical | 2 kehana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 9 kehana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|