|
|
|
|

Entrée1  kenakenaina
Radical  2 kenakena
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky
5 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 ikenakenana, kenakenaina

Mis à jour le 2025/12/08