Entrée kenda
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afa-miaina: Kendam-bomanga i Lita kely ka nivontirika ny voamasony
¶ Voageja, voatery mafy, voafihina ny tenda: Kenda aho fa vahao ny bokotry ny vozon' akanjoko
¶ Enti-milaza zavatra, fantsona na lakan-drano, izay tsentsina na tampina ka tsy mamela handeha izay asisika na alefa ao anatiny: Kenda ny basy ka tsy mety mandeha ny fahana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise choked, throttled [Hallanger 1973]
Définition française étranglé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2017/04/02