Entrée ketsoketso (ketso)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes ketso

2009/02/23