Entrée kiahina (kiaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1]
Explications en anglais To be scratched [1.7]
Explications en français Qu'on effleure ou égratigne en passant [1.8]
Morphologie 
Présent : kiahina, kiahiko, kiahinao, kiahiny, kiahintsika, kiahinay, kiahinareo, kiahin', kiahin-, kiahim-, kiahi-
Passé : nokiahina, nokiahiko, nokiahinao, nokiahiny, nokiahintsika, nokiahinay, nokiahinareo, nokiahin', nokiahin-, nokiahim-, nokiahi-
Futur : hokiahina, hokiahiko, hokiahinao, hokiahiny, hokiahintsika, hokiahinay, hokiahinareo, hokiahin', hokiahin-, hokiahim-, hokiahi-
Impératif : kiaho

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20