Entrée kibango
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tehina hazo be
¶ Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] syphilis. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  

2017/03/10