Entrée kibory (bory)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   any spherial object [Hallanger 1973]
Définition française   objet sphérique [Hallanger 1974]
Analogie   kiborim-barahina ~ kiborim-boatavo ~ kiborin-dakolosy ~ kiborin-tany ~ kiborin-taretra

Entrée kibory
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano, Taisaka, Tanosy] fasana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana) [Rakotosaona 1972]
   Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora) [Rajemisa 1985]
   fasana lehibe [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a tomb (provincial) [Hallanger 1973]
Définition française   tombeau (provincial) [Hallanger 1974]
Définition française   tombeau [SLP: Voambolana]
Analogie   fasana

Mis à jour le 2009/09/09