Entrée kidaondaona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon' ny amponga
Hasahiana mihoa-pampana amin' ny fitenenana, fidaondaom-bava [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31