Entrée kiho
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana.
Explications en anglais The elbow; anything with a bend in it [1.7]
Explications en français Coude [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/18