|
|
|
|

Entrée1  kijanajanaka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zanaka
Explications en malgache  4  [1.1#490] Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy
Explications en français  5  [1.3#329] poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos
Vocabulaire  6  Jeu

Anagrammes  7  kijanajanaka, nikajakajana

Mis à jour le 2025/07/29