|
|
|
|

Entrée1  kikisana
Radical  2 kiky
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
5 Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
6 Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra
7 Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1]
Explications en anglais  8 to be scraped; to be gnawed [1.7]
Explications en français  9 qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14 kikisan' ny fialonana

Anagrammes  kikisana, 15 kinasika

Mis à jour le 2025/12/08