| Entrée | 1 kilaograma |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo graina, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1] |
| Synonymes | 4 kilao |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|