Entrée kilavaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza olona fetsifetsy, vonona ny hampiasa hevitra tsy dia mahomby loatra, indrindra eo amin' ny fanatontosana ny asa amana adidiny izay ataony kitoatoa [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31