Entrée kile
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin' ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben' ny vavany [Rajemisa 1985]
Origine   Français: clé.

Entrée kile
Partie du discours   nom
Définition malgache   Mari-pamantarana ny haavon' ny feo itondrana ny naoty na ny solfa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée kile
Partie du discours   nom
Définition française   [Tandroy] tamarin, tamarinier. Tamarindus indic [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1996]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Tamarindus indica
Analogie   madiro

2013/01/23