| Entrée (1/2) | 1 kinia |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Antesaka] fikasana
[1.78] 4 [Bara] fandrahonana, fananana risi-po [1.78] 5 Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha [1.1] |
| Synonymes | 6 kiniania |
| Entrée (2/2) | 7 kinia |
| Partie du discours | 8 adjectif |
| Explications en malgache |
9 [Antambahoaka] iniana
[1.78] |
| Anagrammes | 10 inaky, 11 kiany, kinia, 12 naiky |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|