| Entrée | 1 kinianiavina | 
| Radical | 2 kiniania | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao an-tsitrapo mba hananihaniana: Tana tsapako fa nokinianiaviny mihitsy iny zavatra iny Lalaovina, anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao aho [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |