Entrée kinkiho
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho) [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] coude (minko). § kìho. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  
Synonymes   kihokiho

Mis à jour le 2017/03/10