Entrée kiringy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taisaka] ngita [Rakotosaona 1972]

Entrée kiringy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
¶ Kiriolona [Rajemisa 1985]

Entrée kiringy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] tsy mahavokatra [Rakotosaona 1972]

Entrée kiringy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara] tsinjo, tazana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06