Entrée kiso
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] antsy fanao am-paosy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] antsy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] Antsy, antsipika [Rajemisa 1985]
Définition française couteau de table [Abinal 1888]

Entrée kiso
Partie du discours nom
Définition malgache Teny entina miantso ny kisoa. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes kisokiso

Entrée kiso
Partie du discours adjectif
Définition française morose, hargneux [Abinal 1888]
Dérivations 

2013/01/24