|
|
|
|

Entrée1  kitranina
Radical  2 kitrana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Ampanenoina amin' ny fampifandonana:
5 Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
6 Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana:
7 Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17