| Entrée | 1 koaintsy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1] |
| Explications en français |
4 coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3] 5 (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [Merina] [1.196] |
| Exemples |
6 ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany.
[1.357#]
|
| Vocabulaire | 7 Botanique |
| Synonymes | 8 kontsy |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 9 kitsoina, 10 koaintsy, 11 tsaikony, 12 tsy añoky |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|