Entrée kobay
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée kobay
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] tehina, kibay [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] kibay [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano, Taisaka] tehina [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] bâton. [David 1952 (takila K)]
Synonymes   kibay ~ kobay bory
Citations  

Entrée kobay (koba)
Partie du discours   impératif du verbe passif kobaina [liste]

Mis à jour le 2017/03/10