|
|
|
|

Entrée1  kobilaina
Radical  2 kobila
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany
5 Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto
6 Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho [1.1]
Explications en français  7 Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille:
8 Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~
9 Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~
10 Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer)
[1.3#344]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15 Ankiliabo, 16 ikobilana, 17 kobilaina

Mis à jour le 2025/11/13