|
|
|
|

Entrée1  kodiarana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  kodia
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara
Explications en anglais  10  [1.7] a wheel
Explications en français  11  [1.3] roues
boules que les enfants font rouler sur un plan incliné
12  [1.8] roue
Exemples  13  [2.332#] Ny kodiarana an-kavanana no voa.
14  [1.281#ikakilaysyifaralahy] Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny.
15  [2.4#] Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary.
Synonymes  16  kodia

Anagrammes  17  andairako, kodiarana, nadarokay, narodakay

Mis à jour le 2025/08/10