Entrée kodina > hodina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1]
Explications en anglais A turning around [1.7]
Explications en français Tournoiement [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes