| Explications en malgache |
4 amboarina sy karakaraina fatratra
[1.13]
5 tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena
6 mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa:
7 Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
8 tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra:
9 Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa
[1.62#625]
|