|
|
|
|

Entrée 1  kolonely
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Vocabulaire  4  Militaire
Combinaisons  5  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot kolonely

Mis à jour le 2026/04/19