Entrée koman
Partie du discours   nom
Définition malgache   [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] chef, administrateur. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  
Origine   Français: commandant.

2017/03/10