Entrée kombarika
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika" [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a scaffold; holes for fastening scaffolding [Hallanger 1973]
Traduction française échafaudage, trous pour fixer un échafaudage [Hallanger 1974]
Synonymes kombarina

Mis à jour le 2020/07/31