Entrée komby
Partie du discours nom
Définition malgache Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy
¶ Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2013/01/31