| Entrée | 1 kômitỳ |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [komitỳ]
Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1] |
| Explications en anglais |
4 [komìty]
a committee [1.7] |
| Explications en français |
5 [komitỳ]
comité [1.3] 6 [komìty] comité [1.8] |
| Exemples |
7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity
[2.356#187]
8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 komitim-pahasalaman'ny mpianatra |
| Autres orthographes | 12 kaomity |
| Analogues | 13 vaomiera, vaomiera |
| Anagrammes | 14 kômitỳ, 15 mikito, 16 mitoky |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|