Entrée konfesy
Partie du discours nom
Explications en malgache (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1]
Explications en anglais Confession to a priest [1.7]
Explications en français Confession [1.3]
 Confesse, la confesse [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Origine Français: confesse.

Mis à jour le 2020/07/31