|
|
|
|

Entrée1  kongorevo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 jereo kongomaika [1.10]
4 Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby [1.1]
Explications en anglais  5 who does careless work; carelessly done [1.7]
Explications en français  6 fait à la vite, bâclé (travail) [1.8]
Synonymes  7 #

Mis à jour le 2025/11/13