| Entrée | 1 konjokonjo |
| Radical | 2 konjo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1] |
| Synonymes | 5 konjo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|