Entrée konokono
Partie du discours nom
Définition malgache hazo mitovitovy amin' ny paoma ny habeny, amin' ny antokon' ny anonacées, iray zarazana amin' ny keridebefo (coeur de boeuf) nampidirina teto. Misy voany lehibe fihinana, malemy, mamy somary maharikivy kely ary misy fofona canelle indrindra, izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe pomme canelle. Eo amin' ny volana Marsa ka hatramin' ny Mey no fahavokarany. Be azy ao amin' ny faritany andrefana: Soalala ka hatrany Toleara. [Ravelojaona: Firaketana]
Définition française  [Tankarana] coeur de boeuf. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Synonymes koropetaka ~ konokonombazaha

2017/05/14