Entrée konsily
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivoriam-ben' ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny foto-pampianaran' ny eglizy (fiv. kat.). Ireto avy ny Konsily lehibe faramparany: ny konsily tany Trente (1545-1563), izay nanoritra ny fihavaozan' ny eglizy romanina ankapobe manoloana ny protestantisma, ny konsily Vatikana I (1870), izay nanapaka fa tsy mety diso ny Papa raha mampianatra momba ny finoana, ary ny konsily Vatikana II (1962-1965), izay nanapaka ny fampianaran' ny eglizy manoloana ny toe-tsaina amam-pandrosoana maoderina [1.1]
Exemples Tonga koa ny Konsily frantsay, Jean Laborde, sy ny Konsily anglisy, Pakenham. [2.508]
Vocabulaire 
Origine Français: concile.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/10/29