| Entrée | 1 koratata |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata [1.1] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 6 Son |
| Anagrammes | 7 atakotra, 8 koratata |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|