Entrée koromby
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandri-borona
¶ Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
¶ Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [Rajemisa 1985]

Entrée koromby
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2013/02/06