Entrée korongo
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bara, Merina] Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Autres orthographes 
Synonymes korongona
Analogues  Formes des cornes des boeufs

Entrée korongo
Partie du discours verbe passif
Définition malgache  [Bara] mifaingotra [Rakotosaona 1972]

2014/09/25