|
|
|
|

Entrée1  kotrehina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kotrika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy
Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot kotrehina

Anagrammes  10  haketrony, hanteriko, harentiko, hiketrona, hokinetra, horaketin, ikotrehan, karetohin, kotrehina, natrehiko, nihetrako, nikotreha, noketrahi

Mis à jour le 2025/01/21