Entrée kotrifana (trifana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitiavana sangy maherihery setra; tsy fahapetrahana eo amin' ny toerana iray fa mijilajila, fitrafantrafanana, trifana. [Rajemisa 1985]
Définition française voir trifana [Abinal 1888]
Dérivations 

2017/05/04