|
|
|
|

Entrée1  kotsabaina
Radical  2 kotsaba
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra:
5 Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 ikotsabana, 11 kotsabaina

Mis à jour le 2025/11/13