|
|
|
|

Entrée1  kovalivaly
Partie du discours  2  nom
Radical  3  valivaly
Explications en malgache  4  [1.10] fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana
5  [1.1] Fandehanana mafy midina, kodingidingy

Anagrammes  6  kovalivaly, kovilavila

Mis à jour le 2025/07/29