|
|
|
|

Entrée1 kôntinanta
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [kontinenta] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
4 velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
5 tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explications en français  6 continent [1.13]
Vocabulaire  7 Géographie: (en général)
Synonymes  8tanibe
Citations  9 Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12