|
|
|
|

Entrée1  lafy tsarany sy lafy ratsiny
Mots élémentaires  2 lafy, 3 tsara, 4 ratsy
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12